plt_tn/psa/102/003.md

16 lines
568 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Mandalo tahaka ny setroka ny androko
Eto ny "androko" dia manondro ny fiainan'ny mpanoratra ary ny hevitry ny "setroka" dia zavatra manjavona malaky. DH: "mandalo malaky ny fiainako"
# mandoro tahaka ny afo ny taolako
Eto ny mpanoratra dia manondro ny "vatany" ho toy ny "taolana." DH: "mahatsiaro tahaka may ny vatako"
# Torotoro ny foko
Eto ny mpanoratra dia manondro ny tenany toy ny "fo." DH: "Anaty famoizam-po aho"
# tahaka ny ahitra malazo aho
Izany dia fomba iray hafa hamaritana ny famoizam-pony. DH: "mahatsiaro tena maina toy ny ahitra malazo aho"