# Mandalo tahaka ny setroka ny androko Eto ny "androko" dia manondro ny fiainan'ny mpanoratra ary ny hevitry ny "setroka" dia zavatra manjavona malaky. DH: "mandalo malaky ny fiainako" # mandoro tahaka ny afo ny taolako Eto ny mpanoratra dia manondro ny "vatany" ho toy ny "taolana." DH: "mahatsiaro tahaka may ny vatako" # Torotoro ny foko Eto ny mpanoratra dia manondro ny tenany toy ny "fo." DH: "Anaty famoizam-po aho" # tahaka ny ahitra malazo aho Izany dia fomba iray hafa hamaritana ny famoizam-pony. DH: "mahatsiaro tena maina toy ny ahitra malazo aho"