plt_tn/psa/101/004.md

20 lines
717 B
Markdown

# ratsy
"ny zava-drehetra izay ratsy"
# fihetsika mieboebo sy toe-tsaina miavonavona
Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary manamafy ny maha mpirehareha ny olona toy izany.
# Hijery ny mahatoky amin'ny tany aho mba hipetraka eo anilako
Izany dia midika fa Davida hamela an'ireny olona ireny ho hanakaiky azy sy hiara-honina aminy. DH: "Hamela ny mahatoky amin'ny tany aho hiara-monina amiko"
# ny mahatoky
Izany dia manondro ny olona izay mahatoky amin'Andriamanitra. DH: "ny olo-mahatoky"
# mandeha amin'ny lala-marina
Eto Davida dia miteny momba ny "miaina" toy ny hoe "mandeha." DH: "miaina amin'ny lalana marina sy mahitsy" na "miaina amin'ny fiainana feno fahitsiana"