plt_tn/psa/101/004.md

717 B

ratsy

"ny zava-drehetra izay ratsy"

fihetsika mieboebo sy toe-tsaina miavonavona

Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary manamafy ny maha mpirehareha ny olona toy izany.

Hijery ny mahatoky amin'ny tany aho mba hipetraka eo anilako

Izany dia midika fa Davida hamela an'ireny olona ireny ho hanakaiky azy sy hiara-honina aminy. DH: "Hamela ny mahatoky amin'ny tany aho hiara-monina amiko"

ny mahatoky

Izany dia manondro ny olona izay mahatoky amin'Andriamanitra. DH: "ny olo-mahatoky"

mandeha amin'ny lala-marina

Eto Davida dia miteny momba ny "miaina" toy ny hoe "mandeha." DH: "miaina amin'ny lalana marina sy mahitsy" na "miaina amin'ny fiainana feno fahitsiana"