plt_tn/psa/097/003.md

20 lines
635 B
Markdown

# Afo no mandalo eo anoloany
Ny mpanao salamo miteny toy ny hoe olombelona mandeha eo anoloan'i Yaveh Mpanjaka ny afo ka miteny ny olona fa tonga ny mpanjaka.
# mandevona ireo mpifanandrina aminy
"mandoro ireo fahavalony"
# mahita izany ny tany dia mihorohoro
"ny tany" dia manondro an'ireo olona izay monina ety ambonin'ny tany. DH: "ny vahoaka ambonin'ny tany mahita dia mihorohoro"
# mihorohoro
"mangovitra amin-tahotra"
# Miempo tahaka ny savoka eo anatrehan'i Yaveh ireo tendrombohitra
"Tsy mahavita mijoro ireo tendrombohitra rehefa manatona akaiky Yaveh" na "Mirodana ireo tendrombohitra eo amin'ny fanatrehan'i Yaveh"