# Afo no mandalo eo anoloany Ny mpanao salamo miteny toy ny hoe olombelona mandeha eo anoloan'i Yaveh Mpanjaka ny afo ka miteny ny olona fa tonga ny mpanjaka. # mandevona ireo mpifanandrina aminy "mandoro ireo fahavalony" # mahita izany ny tany dia mihorohoro "ny tany" dia manondro an'ireo olona izay monina ety ambonin'ny tany. DH: "ny vahoaka ambonin'ny tany mahita dia mihorohoro" # mihorohoro "mangovitra amin-tahotra" # Miempo tahaka ny savoka eo anatrehan'i Yaveh ireo tendrombohitra "Tsy mahavita mijoro ireo tendrombohitra rehefa manatona akaiky Yaveh" na "Mirodana ireo tendrombohitra eo amin'ny fanatrehan'i Yaveh"