plt_tn/psa/097/003.md

635 B

Afo no mandalo eo anoloany

Ny mpanao salamo miteny toy ny hoe olombelona mandeha eo anoloan'i Yaveh Mpanjaka ny afo ka miteny ny olona fa tonga ny mpanjaka.

mandevona ireo mpifanandrina aminy

"mandoro ireo fahavalony"

mahita izany ny tany dia mihorohoro

"ny tany" dia manondro an'ireo olona izay monina ety ambonin'ny tany. DH: "ny vahoaka ambonin'ny tany mahita dia mihorohoro"

mihorohoro

"mangovitra amin-tahotra"

Miempo tahaka ny savoka eo anatrehan'i Yaveh ireo tendrombohitra

"Tsy mahavita mijoro ireo tendrombohitra rehefa manatona akaiky Yaveh" na "Mirodana ireo tendrombohitra eo amin'ny fanatrehan'i Yaveh"