plt_tn/psa/096/007.md

16 lines
727 B
Markdown

# ... miderà an'i Yaveh nohon'ny voninahiny sy ny heriny
Ny anarana "voninahitra" sy "hery" dia azo ambara ho mpamaritoetra. DH: "Miderà an'i Yaveh ... miderà an'i Yaveh satria be voninahitra sy mahery Izy." Jereo izay nandikana ireo teny ireo ao amin'ny 29:1.
# Omeo ny voninahitra mendrika ny anarany Yaveh
Ny anarana "voninahitra" dia azo ambara ho matoanteny na mpamaritoetra. DH: "Omeo voninahitra araka izay mendrika ny anarany Yaveh" na "Ambarao fa be voninahitra Yaveh araka izay mendrika ny anarany." Jereo izay nandikana ireo teny ireo ao amin'ny 29:1.
# ny anarany
"anarana" eto manondro ny olon'Andriamanitra. DH: "Izy"
# kianjany
Ny tokontanin'ny tempoly izay nisoronan'ireo mpisorona biby ho an'i Yaveh