# ... miderĂ  an'i Yaveh nohon'ny voninahiny sy ny heriny Ny anarana "voninahitra" sy "hery" dia azo ambara ho mpamaritoetra. DH: "MiderĂ  an'i Yaveh ... miderĂ  an'i Yaveh satria be voninahitra sy mahery Izy." Jereo izay nandikana ireo teny ireo ao amin'ny 29:1. # Omeo ny voninahitra mendrika ny anarany Yaveh Ny anarana "voninahitra" dia azo ambara ho matoanteny na mpamaritoetra. DH: "Omeo voninahitra araka izay mendrika ny anarany Yaveh" na "Ambarao fa be voninahitra Yaveh araka izay mendrika ny anarany." Jereo izay nandikana ireo teny ireo ao amin'ny 29:1. # ny anarany "anarana" eto manondro ny olon'Andriamanitra. DH: "Izy" # kianjany Ny tokontanin'ny tempoly izay nisoronan'ireo mpisorona biby ho an'i Yaveh