plt_tn/psa/096/005.md

12 lines
520 B
Markdown

# eo amin'ny fanatrehany
"any amin'izay misy azy"
# Famirapiratana sy voninahitra no eo amin'ny fanatrehany
Ny mpanao salamo miteny toy ny hoe famirapiratana sy voninahitra no olona izay afaka ny hijoro eo anoloan'ny mpanjaka. DH: "Ny olon-drehetra mahalala ny famirapiratany sy ny voninahiny"
# Hery sy hatsarana no ao amin'ny fitoerany masina
Ny teny "hery" sy "hatsarana" dia sarinteny ho an'ny fiaran'ny fanekena, izay hita ao amin'ny fitoerana masina. DH: "Ny fitoerany masina izay misy ny fiaran'ny fanekena"