plt_tn/psa/096/005.md

520 B

eo amin'ny fanatrehany

"any amin'izay misy azy"

Famirapiratana sy voninahitra no eo amin'ny fanatrehany

Ny mpanao salamo miteny toy ny hoe famirapiratana sy voninahitra no olona izay afaka ny hijoro eo anoloan'ny mpanjaka. DH: "Ny olon-drehetra mahalala ny famirapiratany sy ny voninahiny"

Hery sy hatsarana no ao amin'ny fitoerany masina

Ny teny "hery" sy "hatsarana" dia sarinteny ho an'ny fiaran'ny fanekena, izay hita ao amin'ny fitoerana masina. DH: "Ny fitoerany masina izay misy ny fiaran'ny fanekena"