# eo amin'ny fanatrehany "any amin'izay misy azy" # Famirapiratana sy voninahitra no eo amin'ny fanatrehany Ny mpanao salamo miteny toy ny hoe famirapiratana sy voninahitra no olona izay afaka ny hijoro eo anoloan'ny mpanjaka. DH: "Ny olon-drehetra mahalala ny famirapiratany sy ny voninahiny" # Hery sy hatsarana no ao amin'ny fitoerany masina Ny teny "hery" sy "hatsarana" dia sarinteny ho an'ny fiaran'ny fanekena, izay hita ao amin'ny fitoerana masina. DH: "Ny fitoerany masina izay misy ny fiaran'ny fanekena"