plt_tn/psa/095/010.md

595 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Yaveh manohy miteny mivantana amin'ny vahoakany.

efapolo taona

"40 taona"

izany taranaka izany

"izay olona rehetra" na "izany taranak'olombelona rehetra izany"

mania

Andriamanitra miteny ny vahoaka toy ny hoe ondry, izay handeha any amin'izay tiany sy tsy hijanona akaiky ny mpiandry azy ireo. DH: "manalavitra Ahy" na "mandeha amin'ny lalany manokana"

tsy nahalala ny lalako izy ireo

"tsy nankatoa Ahy izy ireo"

ny lalako

"ny fomba tiako hiainan'izy ireo"

ny toeram-pitsaharako

"ny toerana izay efa namelako azy ireo hitsaharana"