# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Yaveh manohy miteny mivantana amin'ny vahoakany. # efapolo taona "40 taona" # izany taranaka izany "izay olona rehetra" na "izany taranak'olombelona rehetra izany" # mania Andriamanitra miteny ny vahoaka toy ny hoe ondry, izay handeha any amin'izay tiany sy tsy hijanona akaiky ny mpiandry azy ireo. DH: "manalavitra Ahy" na "mandeha amin'ny lalany manokana" # tsy nahalala ny lalako izy ireo "tsy nankatoa Ahy izy ireo" # ny lalako "ny fomba tiako hiainan'izy ireo" # ny toeram-pitsaharako "ny toerana izay efa namelako azy ireo hitsaharana"