plt_tn/psa/095/001.md

20 lines
867 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
# ilay vatolampin'ny famonjena antsika
Ny mpanao salamo miteny an'i Yaveh toy ny hoe tendrombohitra azo antoka izay azon'ny olona hiainihana. DH: "ilay vatolampy izay azontsika aleha ary Andriamanitra no hanavotra antsika." Jereo ny fomba nandikana ny "vatolampy" sy "famonjena" ao amin'ny 18:46.
# hiditra amin'ny fanatrehany
Ny mpanao salamo miteny toy ny hoe asainy mandeha mankao amin'ny efitrano fiandrianan'ny mpanjaka ny vahoaka. DH: "handeha any amin'izay misy Azy"
# amin'ny fisaorana
"hisaotra Azy raha tafiditra ao amin'ny fanatrehany"
# ambonin'ny andriamanitra rehetra
Ireo mety ho hevitry ny hoe Yaveh no mpanjaka lehibe dia 1) "izay manapaka amin'ireo andriamani-kafa rehetra," na 2) "izay tsara lavitra mihoatra ny andriamani-kafa rehetra"