plt_tn/psa/095/001.md

867 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.

ilay vatolampin'ny famonjena antsika

Ny mpanao salamo miteny an'i Yaveh toy ny hoe tendrombohitra azo antoka izay azon'ny olona hiainihana. DH: "ilay vatolampy izay azontsika aleha ary Andriamanitra no hanavotra antsika." Jereo ny fomba nandikana ny "vatolampy" sy "famonjena" ao amin'ny 18:46.

hiditra amin'ny fanatrehany

Ny mpanao salamo miteny toy ny hoe asainy mandeha mankao amin'ny efitrano fiandrianan'ny mpanjaka ny vahoaka. DH: "handeha any amin'izay misy Azy"

amin'ny fisaorana

"hisaotra Azy raha tafiditra ao amin'ny fanatrehany"

ambonin'ny andriamanitra rehetra

Ireo mety ho hevitry ny hoe Yaveh no mpanjaka lehibe dia 1) "izay manapaka amin'ireo andriamani-kafa rehetra," na 2) "izay tsara lavitra mihoatra ny andriamani-kafa rehetra"