# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo. # ilay vatolampin'ny famonjena antsika Ny mpanao salamo miteny an'i Yaveh toy ny hoe tendrombohitra azo antoka izay azon'ny olona hiainihana. DH: "ilay vatolampy izay azontsika aleha ary Andriamanitra no hanavotra antsika." Jereo ny fomba nandikana ny "vatolampy" sy "famonjena" ao amin'ny 18:46. # hiditra amin'ny fanatrehany Ny mpanao salamo miteny toy ny hoe asainy mandeha mankao amin'ny efitrano fiandrianan'ny mpanjaka ny vahoaka. DH: "handeha any amin'izay misy Azy" # amin'ny fisaorana "hisaotra Azy raha tafiditra ao amin'ny fanatrehany" # ambonin'ny andriamanitra rehetra Ireo mety ho hevitry ny hoe Yaveh no mpanjaka lehibe dia 1) "izay manapaka amin'ireo andriamani-kafa rehetra," na 2) "izay tsara lavitra mihoatra ny andriamani-kafa rehetra"