plt_tn/psa/094/001.md

519 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.

mamirapiràta aminay

"asehoy ny tenanao" na "asehoy ny fahamarinanao"

Mitsangàna, ry mpitsaran'ny tany, omeo ny mpirehareha izay mendrika azy ireo

"Tongava, tsarao ny tany, ary faizo ny mpirehareha"

Mitsangàna

Ny mpanao salamo miteny ny fanombohana hanao zavatra tahaka ny mifoha. Raha toa ka misy teny ho an'ny fanombohana hiasa ny fiteninao, dia ampiasao eto izany. DH: "Miasà" na "Manaova zavatra"