plt_tn/psa/094/001.md

16 lines
519 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
# mamirapiràta aminay
"asehoy ny tenanao" na "asehoy ny fahamarinanao"
# Mitsangàna, ry mpitsaran'ny tany, omeo ny mpirehareha izay mendrika azy ireo
"Tongava, tsarao ny tany, ary faizo ny mpirehareha"
# Mitsangàna
Ny mpanao salamo miteny ny fanombohana hanao zavatra tahaka ny mifoha. Raha toa ka misy teny ho an'ny fanombohana hiasa ny fiteninao, dia ampiasao eto izany. DH: "Miasà" na "Manaova zavatra"