# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo. # mamirapiràta aminay "asehoy ny tenanao" na "asehoy ny fahamarinanao" # Mitsangàna, ry mpitsaran'ny tany, omeo ny mpirehareha izay mendrika azy ireo "Tongava, tsarao ny tany, ary faizo ny mpirehareha" # Mitsangàna Ny mpanao salamo miteny ny fanombohana hanao zavatra tahaka ny mifoha. Raha toa ka misy teny ho an'ny fanombohana hiasa ny fiteninao, dia ampiasao eto izany. DH: "Miasà" na "Manaova zavatra"