plt_tn/psa/091/014.md

681 B

Satria efa nanolo-tena ho Ahy izy

"Satria tia Ahy izy"

Homba azy Aho amin'ny fahoriana

Azo atao mazava tsara izany. DH: "Homba azy aho rehefa anaty fahoriana izy"

hanome fandresena azy Aho

"hamela azy handavo ireo fahavalony Aho"

Hanome fahafam-po azy amin'ny fiainana lava Aho

Ny mpanao salamo miteny ny fiainana toy ny hoe zavatra azon'olona iray hanina. DH: "Hamela azy hiaina amin'ny fiainana lava sy sambatra Aho"

ary hampiseho azy ny famonjeko

"ary hampiseho azy ny famonjeko." Ny mpanao salamo miteny ny asa ataon'Andriamanitra mba hanavotana ny olombelona toy ny hoe zavatra hita maso. DH: "Hanavotra azy Aho mba hahalalany fa Izaho no Ilay mamonjy azy"