# Satria efa nanolo-tena ho Ahy izy "Satria tia Ahy izy" # Homba azy Aho amin'ny fahoriana Azo atao mazava tsara izany. DH: "Homba azy aho rehefa anaty fahoriana izy" # hanome fandresena azy Aho "hamela azy handavo ireo fahavalony Aho" # Hanome fahafam-po azy amin'ny fiainana lava Aho Ny mpanao salamo miteny ny fiainana toy ny hoe zavatra azon'olona iray hanina. DH: "Hamela azy hiaina amin'ny fiainana lava sy sambatra Aho" # ary hampiseho azy ny famonjeko "ary hampiseho azy ny famonjeko." Ny mpanao salamo miteny ny asa ataon'Andriamanitra mba hanavotana ny olombelona toy ny hoe zavatra hita maso. DH: "Hanavotra azy Aho mba hahalalany fa Izaho no Ilay mamonjy azy"