forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
681 B
Markdown
20 lines
681 B
Markdown
|
# Satria efa nanolo-tena ho Ahy izy
|
||
|
|
||
|
"Satria tia Ahy izy"
|
||
|
|
||
|
# Homba azy Aho amin'ny fahoriana
|
||
|
|
||
|
Azo atao mazava tsara izany. DH: "Homba azy aho rehefa anaty fahoriana izy"
|
||
|
|
||
|
# hanome fandresena azy Aho
|
||
|
|
||
|
"hamela azy handavo ireo fahavalony Aho"
|
||
|
|
||
|
# Hanome fahafam-po azy amin'ny fiainana lava Aho
|
||
|
|
||
|
Ny mpanao salamo miteny ny fiainana toy ny hoe zavatra azon'olona iray hanina. DH: "Hamela azy hiaina amin'ny fiainana lava sy sambatra Aho"
|
||
|
|
||
|
# ary hampiseho azy ny famonjeko
|
||
|
|
||
|
"ary hampiseho azy ny famonjeko." Ny mpanao salamo miteny ny asa ataon'Andriamanitra mba hanavotana ny olombelona toy ny hoe zavatra hita maso. DH: "Hanavotra azy Aho mba hahalalany fa Izaho no Ilay mamonjy azy"
|