plt_tn/psa/089/044.md

581 B

nampidininao tamin'ny tany ny seza fiandrianany

Eto ny "seza fiandrianana" dia maneho ny fahefana hanapaka ho mpanjaka. DH: "Ianao, Yaveh, no efa namarana ny fanjakany ho mpanjaka"

Nafohezinao ny andron'ny fahatanorany

Izany dia fomba ilazana fa Andriamanitra nanao azy ho hita toa antitra eny fa na tamin'izy mbola tanora aza. DH: "Na dia tamin'izy mbola tanora dia efa nataonao osa tahaka ny lehilahy antitra izy"

Norakofanao henatra izy

Yaveh mampietry tanteraka ny mpanjaka dia lazaina toy ny hoe henatra no fitafiana izay nampiasain'Andriamanitra handrakofana azy.