forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
581 B
Markdown
12 lines
581 B
Markdown
|
# nampidininao tamin'ny tany ny seza fiandrianany
|
||
|
|
||
|
Eto ny "seza fiandrianana" dia maneho ny fahefana hanapaka ho mpanjaka. DH: "Ianao, Yaveh, no efa namarana ny fanjakany ho mpanjaka"
|
||
|
|
||
|
# Nafohezinao ny andron'ny fahatanorany
|
||
|
|
||
|
Izany dia fomba ilazana fa Andriamanitra nanao azy ho hita toa antitra eny fa na tamin'izy mbola tanora aza. DH: "Na dia tamin'izy mbola tanora dia efa nataonao osa tahaka ny lehilahy antitra izy"
|
||
|
|
||
|
# Norakofanao henatra izy
|
||
|
|
||
|
Yaveh mampietry tanteraka ny mpanjaka dia lazaina toy ny hoe henatra no fitafiana izay nampiasain'Andriamanitra handrakofana azy.
|