# nampidininao tamin'ny tany ny seza fiandrianany Eto ny "seza fiandrianana" dia maneho ny fahefana hanapaka ho mpanjaka. DH: "Ianao, Yaveh, no efa namarana ny fanjakany ho mpanjaka" # Nafohezinao ny andron'ny fahatanorany Izany dia fomba ilazana fa Andriamanitra nanao azy ho hita toa antitra eny fa na tamin'izy mbola tanora aza. DH: "Na dia tamin'izy mbola tanora dia efa nataonao osa tahaka ny lehilahy antitra izy" # Norakofanao henatra izy Yaveh mampietry tanteraka ny mpanjaka dia lazaina toy ny hoe henatra no fitafiana izay nampiasain'Andriamanitra handrakofana azy.