plt_tn/psa/089/041.md

775 B

amin'ireo namany

Eto ny "namana" midika ireo olona avy amin'ny firenena manodidina.

Nanandratra ny tanana ankavanan'ireo fahavalony

Eto ny "tanana ankavanana" dia maneho fahefana. Ny "tanana ankavanana" dia maneho fahefana. Ny manangana ny tanana ankavanana" dia midika fa Yaveh no efa nampahery ireo fahavalony ampy hanoherana ny mpanjaka voafidin'Andriamanitra.

Navadikao ny lelan-tsabany

Eto ny "sabatra" dia maneho ny fahefan'ny mpanjaka any an'ady. Ny mamadika ny sabatra dia maneho fanaovana ny mpanjaka tsy afaka handresy an'ady.

ny lelan-tsabany

Eto ny "lela" dia maneho ny sabatra manontolo. DH: "ny sabany"

tsy nampijoro azy raha hiady

Eto ny "nampijoro" dia maneho ny maha mpandresy amin'ny ady. DH: "Tsy nanampy azy handresy amin'ny Ady Ianao"