# amin'ireo namany Eto ny "namana" midika ireo olona avy amin'ny firenena manodidina. # Nanandratra ny tanana ankavanan'ireo fahavalony Eto ny "tanana ankavanana" dia maneho fahefana. Ny "tanana ankavanana" dia maneho fahefana. Ny manangana ny tanana ankavanana" dia midika fa Yaveh no efa nampahery ireo fahavalony ampy hanoherana ny mpanjaka voafidin'Andriamanitra. # Navadikao ny lelan-tsabany Eto ny "sabatra" dia maneho ny fahefan'ny mpanjaka any an'ady. Ny mamadika ny sabatra dia maneho fanaovana ny mpanjaka tsy afaka handresy an'ady. # ny lelan-tsabany Eto ny "lela" dia maneho ny sabatra manontolo. DH: "ny sabany" # tsy nampijoro azy raha hiady Eto ny "nampijoro" dia maneho ny maha mpandresy amin'ny ady. DH: "Tsy nanampy azy handresy amin'ny Ady Ianao"