plt_tn/psa/089/041.md

20 lines
775 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# amin'ireo namany
Eto ny "namana" midika ireo olona avy amin'ny firenena manodidina.
# Nanandratra ny tanana ankavanan'ireo fahavalony
Eto ny "tanana ankavanana" dia maneho fahefana. Ny "tanana ankavanana" dia maneho fahefana. Ny manangana ny tanana ankavanana" dia midika fa Yaveh no efa nampahery ireo fahavalony ampy hanoherana ny mpanjaka voafidin'Andriamanitra.
# Navadikao ny lelan-tsabany
Eto ny "sabatra" dia maneho ny fahefan'ny mpanjaka any an'ady. Ny mamadika ny sabatra dia maneho fanaovana ny mpanjaka tsy afaka handresy an'ady.
# ny lelan-tsabany
Eto ny "lela" dia maneho ny sabatra manontolo. DH: "ny sabany"
# tsy nampijoro azy raha hiady
Eto ny "nampijoro" dia maneho ny maha mpandresy amin'ny ady. DH: "Tsy nanampy azy handresy amin'ny Ady Ianao"