plt_tn/psa/089/030.md

508 B

ny zanany,

"ireo taranak'i Davida"

hanafay ny fikomiany amin'ny tsorakazo

Andriamanitra manafaay ireo taranak'i Davida dia lazaina toy ny hoe Izy namely azy ireo tamin'ny tsorakazo. Eto ny "fikomiana" dia azo amabara ho matoanteny. DH: "hanafay azy ireo tamin'ny fikomiana amiko"

ny helony amin'ny kapoka

Andriamanitra manafay ireo taranak'i Davida dia lazaina toy ny hoe Andriamanitra namely azy ara-bakiteny. Azo ambara ho fehezanteny feno izany. DH: "ary hanafay azy ireo satria nanota tamiko"