forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
508 B
Markdown
12 lines
508 B
Markdown
|
# ny zanany,
|
||
|
|
||
|
"ireo taranak'i Davida"
|
||
|
|
||
|
# hanafay ny fikomiany amin'ny tsorakazo
|
||
|
|
||
|
Andriamanitra manafaay ireo taranak'i Davida dia lazaina toy ny hoe Izy namely azy ireo tamin'ny tsorakazo. Eto ny "fikomiana" dia azo amabara ho matoanteny. DH: "hanafay azy ireo tamin'ny fikomiana amiko"
|
||
|
|
||
|
# ny helony amin'ny kapoka
|
||
|
|
||
|
Andriamanitra manafay ireo taranak'i Davida dia lazaina toy ny hoe Andriamanitra namely azy ara-bakiteny. Azo ambara ho fehezanteny feno izany. DH: "ary hanafay azy ireo satria nanota tamiko"
|