# ny zanany, "ireo taranak'i Davida" # hanafay ny fikomiany amin'ny tsorakazo Andriamanitra manafaay ireo taranak'i Davida dia lazaina toy ny hoe Izy namely azy ireo tamin'ny tsorakazo. Eto ny "fikomiana" dia azo amabara ho matoanteny. DH: "hanafay azy ireo tamin'ny fikomiana amiko" # ny helony amin'ny kapoka Andriamanitra manafay ireo taranak'i Davida dia lazaina toy ny hoe Andriamanitra namely azy ara-bakiteny. Azo ambara ho fehezanteny feno izany. DH: "ary hanafay azy ireo satria nanota tamiko"