plt_tn/psa/089/017.md

533 B

Ianao no voninahitry ny herin'izy ireo

Ny anarana "hery" dia azo ambara ho mpamaritoetra. DH: "Ianao manao azy ireo ho mahery mahatalanjona"

Ianao no ... izy ireo

Eto ny "izy ireo" dia manondro ny Israelita. Ny mpanoratra dia mety efa nametraka ny tenany ho isan'ny Israelita. DH: "Ianao no ... anay"

mpandresy izahay

Eto ny "izahay" dia manondro ny mpanoratra sy ny Israelita.

Fa an'i Yaveh ny ampinganay

Ny mpanjaka izay miaro ny vahoakany sy nofidian'i Yaveh dia lazaian toy ny hoe izy no ampinga izay an'i Yaveh.