plt_tn/psa/089/017.md

16 lines
533 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ianao no voninahitry ny herin'izy ireo
Ny anarana "hery" dia azo ambara ho mpamaritoetra. DH: "Ianao manao azy ireo ho mahery mahatalanjona"
# Ianao no ... izy ireo
Eto ny "izy ireo" dia manondro ny Israelita. Ny mpanoratra dia mety efa nametraka ny tenany ho isan'ny Israelita. DH: "Ianao no ... anay"
# mpandresy izahay
Eto ny "izahay" dia manondro ny mpanoratra sy ny Israelita.
# Fa an'i Yaveh ny ampinganay
Ny mpanjaka izay miaro ny vahoakany sy nofidian'i Yaveh dia lazaian toy ny hoe izy no ampinga izay an'i Yaveh.