# Ianao no voninahitry ny herin'izy ireo Ny anarana "hery" dia azo ambara ho mpamaritoetra. DH: "Ianao manao azy ireo ho mahery mahatalanjona" # Ianao no ... izy ireo Eto ny "izy ireo" dia manondro ny Israelita. Ny mpanoratra dia mety efa nametraka ny tenany ho isan'ny Israelita. DH: "Ianao no ... anay" # mpandresy izahay Eto ny "izahay" dia manondro ny mpanoratra sy ny Israelita. # Fa an'i Yaveh ny ampinganay Ny mpanjaka izay miaro ny vahoakany sy nofidian'i Yaveh dia lazaian toy ny hoe izy no ampinga izay an'i Yaveh.