plt_tn/psa/089/015.md

756 B

izay manompo Anao

Eto ny teny "manompo" dia midika mihiaka sy mitsoka anjomara. Izany no fihetsika iraisana mba hanompoana nandritra ny firavoravoan'ny Israelita.

mandeha izy ireo

Eto ny olona miaina amin'ny fiainany dia lazaina toy ny hoe mandeha izy ireo. DH: "miaina izy ireo"

amin'ny fahazavan'ny tavanao

Ny mpanoratra miteny an'i Yaveh miasa amim-pankasitrahana amin'izy ireo toy ny hoe namirapiratra tamin'izy ireo ny tavan'i Yaveh. DH: "mahalala fa miasa aminy amim-pitiavana Ianao"

amin'ny anaranao

Eto ny "anarana" dia maneho an'ilay olona. DH: "aminao"

amin'ny fahamarinanao no hanandratany Anao

Ny anarana "fahamarinana" dia azo avadika ho mpamaritoetra. DH: "manandratra Anao izy ireo satria Ianao manao izay marina hatrany"