# izay manompo Anao Eto ny teny "manompo" dia midika mihiaka sy mitsoka anjomara. Izany no fihetsika iraisana mba hanompoana nandritra ny firavoravoan'ny Israelita. # mandeha izy ireo Eto ny olona miaina amin'ny fiainany dia lazaina toy ny hoe mandeha izy ireo. DH: "miaina izy ireo" # amin'ny fahazavan'ny tavanao Ny mpanoratra miteny an'i Yaveh miasa amim-pankasitrahana amin'izy ireo toy ny hoe namirapiratra tamin'izy ireo ny tavan'i Yaveh. DH: "mahalala fa miasa aminy amim-pitiavana Ianao" # amin'ny anaranao Eto ny "anarana" dia maneho an'ilay olona. DH: "aminao" # amin'ny fahamarinanao no hanandratany Anao Ny anarana "fahamarinana" dia azo avadika ho mpamaritoetra. DH: "manandratra Anao izy ireo satria Ianao manao izay marina hatrany"