plt_tn/psa/089/015.md

20 lines
756 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# izay manompo Anao
Eto ny teny "manompo" dia midika mihiaka sy mitsoka anjomara. Izany no fihetsika iraisana mba hanompoana nandritra ny firavoravoan'ny Israelita.
# mandeha izy ireo
Eto ny olona miaina amin'ny fiainany dia lazaina toy ny hoe mandeha izy ireo. DH: "miaina izy ireo"
# amin'ny fahazavan'ny tavanao
Ny mpanoratra miteny an'i Yaveh miasa amim-pankasitrahana amin'izy ireo toy ny hoe namirapiratra tamin'izy ireo ny tavan'i Yaveh. DH: "mahalala fa miasa aminy amim-pitiavana Ianao"
# amin'ny anaranao
Eto ny "anarana" dia maneho an'ilay olona. DH: "aminao"
# amin'ny fahamarinanao no hanandratany Anao
Ny anarana "fahamarinana" dia azo avadika ho mpamaritoetra. DH: "manandratra Anao izy ireo satria Ianao manao izay marina hatrany"