plt_tn/psa/088/017.md

20 lines
902 B
Markdown

# Nandifotra ahy toy ny rano andro lava izy ireo
Ny mpanoratra mampitaha ny "asan'Andriamanitra tezitra" sy ny "asa mampihorohoro" amin'ny tondra-drano. DH: "mandrahona ny hamotika ahy toy ny tondra-drano andro lava izy ireo"
# izy ireo
Ny andianteny "izy ireo" dia manondro ireo asan'Andriamanitra tezitra sy asa mampihorohoro ao amin'ny andininy teo aloha.
# efa nanodidina ahy avokoa izy ireo
Ny mpanoratra miteny ny asan'Andriamanitra tezitra sy asa mampihorohoro toy ny hoe fahavalo izay mitady hisambotra sy hamono azy. DH: "efa nanodidina ahy tahaka ny miaramila fahavalo izy ireo"
# ny sakaiza sy ny akaiky ahy rehetra
"ny olona tiako sy fantatro rehetra"
# ny fahamaizinana ihany no hany akaiky ahy.
Izany dia miteny momba ny aizina toy ny hoe olona afaka ny ho sakaizan'olona hafa. Ny mpanoratra manamafy fa mahatsiaro irery tanteraka izy. DH: "maizina avokoa izay alehako rehetra"