# Nandifotra ahy toy ny rano andro lava izy ireo Ny mpanoratra mampitaha ny "asan'Andriamanitra tezitra" sy ny "asa mampihorohoro" amin'ny tondra-drano. DH: "mandrahona ny hamotika ahy toy ny tondra-drano andro lava izy ireo" # izy ireo Ny andianteny "izy ireo" dia manondro ireo asan'Andriamanitra tezitra sy asa mampihorohoro ao amin'ny andininy teo aloha. # efa nanodidina ahy avokoa izy ireo Ny mpanoratra miteny ny asan'Andriamanitra tezitra sy asa mampihorohoro toy ny hoe fahavalo izay mitady hisambotra sy hamono azy. DH: "efa nanodidina ahy tahaka ny miaramila fahavalo izy ireo" # ny sakaiza sy ny akaiky ahy rehetra "ny olona tiako sy fantatro rehetra" # ny fahamaizinana ihany no hany akaiky ahy. Izany dia miteny momba ny aizina toy ny hoe olona afaka ny ho sakaizan'olona hafa. Ny mpanoratra manamafy fa mahatsiaro irery tanteraka izy. DH: "maizina avokoa izay alehako rehetra"