plt_tn/psa/088/017.md

902 B

Nandifotra ahy toy ny rano andro lava izy ireo

Ny mpanoratra mampitaha ny "asan'Andriamanitra tezitra" sy ny "asa mampihorohoro" amin'ny tondra-drano. DH: "mandrahona ny hamotika ahy toy ny tondra-drano andro lava izy ireo"

izy ireo

Ny andianteny "izy ireo" dia manondro ireo asan'Andriamanitra tezitra sy asa mampihorohoro ao amin'ny andininy teo aloha.

efa nanodidina ahy avokoa izy ireo

Ny mpanoratra miteny ny asan'Andriamanitra tezitra sy asa mampihorohoro toy ny hoe fahavalo izay mitady hisambotra sy hamono azy. DH: "efa nanodidina ahy tahaka ny miaramila fahavalo izy ireo"

ny sakaiza sy ny akaiky ahy rehetra

"ny olona tiako sy fantatro rehetra"

ny fahamaizinana ihany no hany akaiky ahy.

Izany dia miteny momba ny aizina toy ny hoe olona afaka ny ho sakaizan'olona hafa. Ny mpanoratra manamafy fa mahatsiaro irery tanteraka izy. DH: "maizina avokoa izay alehako rehetra"