forked from WA-Catalog/plt_tn
8 lines
350 B
Markdown
8 lines
350 B
Markdown
# tonga eo anatrehanao ny fivavako
|
|
|
|
Ny mpanoratra mivavaka amin'i Yaveh dia lazaina toy ny hoe ilay vavaka mihitsy no mandeha miteny amin'i Yaveh.
|
|
|
|
# Nahoana no dia afeninao amiko ny tavanao?
|
|
|
|
Izany dia milaza ny mpanoratra mahatsiaro toy ny nolavin'Andriamanitra na nafoiny toy ny hoe nanafina ny tavany Andriamanitra na nivily tamin'ny mpanoratra.
|