plt_tn/psa/088/013.md

350 B

tonga eo anatrehanao ny fivavako

Ny mpanoratra mivavaka amin'i Yaveh dia lazaina toy ny hoe ilay vavaka mihitsy no mandeha miteny amin'i Yaveh.

Nahoana no dia afeninao amiko ny tavanao?

Izany dia milaza ny mpanoratra mahatsiaro toy ny nolavin'Andriamanitra na nafoiny toy ny hoe nanafina ny tavany Andriamanitra na nivily tamin'ny mpanoratra.