# tonga eo anatrehanao ny fivavako Ny mpanoratra mivavaka amin'i Yaveh dia lazaina toy ny hoe ilay vavaka mihitsy no mandeha miteny amin'i Yaveh. # Nahoana no dia afeninao amiko ny tavanao? Izany dia milaza ny mpanoratra mahatsiaro toy ny nolavin'Andriamanitra na nafoiny toy ny hoe nanafina ny tavany Andriamanitra na nivily tamin'ny mpanoratra.