plt_tn/psa/088/008.md

12 lines
417 B
Markdown

# ireo akaiky ahy
"ireo izay mahalala ahy"
# Efa nataonao ho manafintohina ny fijerin'izy ireo aho
"Efa nataonao ho maharikoriko ny eo imason'izy ireo aho" na "Noho Ianao, dia tohina izy ireo rehefa mijery ahy"
# Voafandrika aho
Ny zava-manjo ara-batan'ny mpanoratra izay mahatonga azy ho mankaloiloy ireo namany dia lazaina toy ny hoe voageja anaty toerana tery izy. DH: "Toy ny hoe tao am-pigadrana aho" (UDB)