plt_tn/psa/088/008.md

417 B

ireo akaiky ahy

"ireo izay mahalala ahy"

Efa nataonao ho manafintohina ny fijerin'izy ireo aho

"Efa nataonao ho maharikoriko ny eo imason'izy ireo aho" na "Noho Ianao, dia tohina izy ireo rehefa mijery ahy"

Voafandrika aho

Ny zava-manjo ara-batan'ny mpanoratra izay mahatonga azy ho mankaloiloy ireo namany dia lazaina toy ny hoe voageja anaty toerana tery izy. DH: "Toy ny hoe tao am-pigadrana aho" (UDB)