# ireo akaiky ahy "ireo izay mahalala ahy" # Efa nataonao ho manafintohina ny fijerin'izy ireo aho "Efa nataonao ho maharikoriko ny eo imason'izy ireo aho" na "Noho Ianao, dia tohina izy ireo rehefa mijery ahy" # Voafandrika aho Ny zava-manjo ara-batan'ny mpanoratra izay mahatonga azy ho mankaloiloy ireo namany dia lazaina toy ny hoe voageja anaty toerana tery izy. DH: "Toy ny hoe tao am-pigadrana aho" (UDB)