plt_tn/psa/088/001.md

874 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.

Tonon-kira, salamo nataon'ireo zanaka lahin'i Kora

"Ity dia salamo nosoratan'ireo zanaka lahin'i Kora"

Ho an'ny mpiventy hira

"Izany dia ho an'ny lehiben'ny mpitendry miasa ao anaty fanompoam-pivavahana"

atao amin'ny fomba Almahalath- Leanoth

Mety ho manondro karazana mozika izany.

Maskila

Mety ho manondro karazana mozika izany. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 32:1.

Hemana

Anaran-dehilahy io.

Ezrahita

Izany dia anaran'a vondron'olona. Mety ho manondro zanaka lahy na ny tarana k i Zerah izany.

Andriamanitry ny famonjena ahy

Ny anarana "famonjena" dia azo ambara ho matoanteny. DH: "Ianao no Ilay manavotra ahy"

andro aman'alina

Ny mpanoratra mampiasa ireo teny mifanoha-kevitra ireo mba hilazana fa mitaraina mandrakariva izy.