# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo. # Tonon-kira, salamo nataon'ireo zanaka lahin'i Kora "Ity dia salamo nosoratan'ireo zanaka lahin'i Kora" # Ho an'ny mpiventy hira "Izany dia ho an'ny lehiben'ny mpitendry miasa ao anaty fanompoam-pivavahana" # atao amin'ny fomba Almahalath- Leanoth Mety ho manondro karazana mozika izany. # Maskila Mety ho manondro karazana mozika izany. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 32:1. # Hemana Anaran-dehilahy io. # Ezrahita Izany dia anaran'a vondron'olona. Mety ho manondro zanaka lahy na ny tarana k i Zerah izany. # Andriamanitry ny famonjena ahy Ny anarana "famonjena" dia azo ambara ho matoanteny. DH: "Ianao no Ilay manavotra ahy" # andro aman'alina Ny mpanoratra mampiasa ireo teny mifanoha-kevitra ireo mba hilazana fa mitaraina mandrakariva izy.