plt_tn/psa/088/001.md

37 lines
874 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
# Tonon-kira, salamo nataon'ireo zanaka lahin'i Kora
"Ity dia salamo nosoratan'ireo zanaka lahin'i Kora"
# Ho an'ny mpiventy hira
"Izany dia ho an'ny lehiben'ny mpitendry miasa ao anaty fanompoam-pivavahana"
# atao amin'ny fomba Almahalath- Leanoth
Mety ho manondro karazana mozika izany.
# Maskila
Mety ho manondro karazana mozika izany. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 32:1.
# Hemana
Anaran-dehilahy io.
# Ezrahita
Izany dia anaran'a vondron'olona. Mety ho manondro zanaka lahy na ny tarana k
i Zerah izany.
# Andriamanitry ny famonjena ahy
Ny anarana "famonjena" dia azo ambara ho matoanteny. DH: "Ianao no Ilay manavotra ahy"
# andro aman'alina
Ny mpanoratra mampiasa ireo teny mifanoha-kevitra ireo mba hilazana fa mitaraina mandrakariva izy.